From 1ac40eedc481af21ed36099a07866b26d589fe08 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:45:42 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 02/05.txt | 2 +- 02/08.txt | 2 +- 02/10.txt | 2 +- 02/12.txt | 2 +- 02/14.txt | 2 +- 02/16.txt | 2 +- 03/01.txt | 2 +- 03/04.txt | 2 +- 03/07.txt | 2 +- 03/09.txt | 2 +- 10 files changed, 10 insertions(+), 10 deletions(-) diff --git a/02/05.txt b/02/05.txt index 0030996..8c3239c 100644 --- a/02/05.txt +++ b/02/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Raha nisy ôla nampalaelo, tsy nanagna an'zany taminà fôgna izy, fa amin'ny endrika hafa tsy hitarina lôtra zany aminareo daôly. Ampy ny fagnasazina nataon'ny ôla maro an'io ôla io. Ka am'zao fotôna zao raha tokony ho sazina, nareo de tokony hamela heloka sy hampionona an'azy. Ataovo zany mba tsy handifotra an'azy ny alaelo be lôtra. \ No newline at end of file +\v 5 Raha nisy ôla nampalaelo, tsy nanagna an'zany taminà fôgna izy, fa amin'ny endrika hafa tsy hitarina lôtra zany aminareo daôly. \v 6 Ampy ny fagnasazina nataon'ny ôla maro an'io ôla io. \v 7 Ka am'zao fotôna zao raha tokony ho sazina, nareo de tokony hamela heloka sy hampionona an'azy. Ataovo zany mba tsy handifotra an'azy ny alaelo be lôtra. \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index c2229ec..765e12b 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 No zany de mampahery an'nareo za mba hilaza ampabemaso ny fitiavanareo an'azy. Zany no antony nanoratako, de mba ahitako an'nareo ary hafatarako na magneky amin'ny ra-daôly nareo. \ No newline at end of file +\v 8 No zany de mampahery an'nareo za mba hilaza ampabemaso ny fitiavanareo an'azy.\v 9 Zany no antony nanoratako, de mba ahitako an'nareo ary hafatarako na magneky amin'ny ra-daôly nareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index a034bbc..df00f54 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Raha mamela ôla anareo, mamela an'zany ôla zany kô za. Izay navelako (raha malela heloka za) zany famela zany de fitiavana an'nareo amin'ny fagnatren'i Kristy. Zany de mba tsy hamitan'i Satana an'nay. Satria zahay de efa mafantatra ny heviny. \ No newline at end of file +\v 10 Raha mamela ôla anareo, mamela an'zany ôla zany kô za. Izay navelako (raha malela heloka za) zany famela zany de fitiavana an'nareo amin'ny fagnatren'i Kristy. \v 11 Zany de mba tsy hamitan'i Satana an'nay. Satria zahay de efa mafantatra ny heviny. \ No newline at end of file diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index 747b564..19e5081 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Nisokatra ho anà ny varavaragna tamin'ny Tompo refa tonga tao Troasy nitory ny filazantsara an'i Kristy taigny. Na zany aza, tsy nilamina ny saignako, satria ty natazagna an'i Titosy rahalako taigny. Arak'zany de nandôsa an'jareo za ary nande niverigna taigny Makedonia. \ No newline at end of file +\v 12 Nisokatra ho anà ny varavaragna tamin'ny Tompo refa tonga tao Troasy nitory ny filazantsara an'i Kristy taigny. \v 13 Na zany aza, tsy nilamina ny saignako, satria ty natazagna an'i Titosy rahalako taigny. Arak'zany de nandôsa an'jareo za ary nande niverigna taigny Makedonia. \ No newline at end of file diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt index 9bdcfe9..10c75d3 100644 --- a/02/14.txt +++ b/02/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Fa isarorana anie Andriamanitra, ze akao amin'i Kristy mitarika an'nay mandrakariva ao amin'ny fandresena. Amin'ny alalantsika de aeliny n'aiza n'aiza ny hanitra mamin'ny fafantarana an'azy. Fa zahay de hanitra mamin'i Kristy an'Andriamanitra, na tam'reo ze ho vonjena na reo ze ho very. \ No newline at end of file +\v 14 Fa isarorana anie Andriamanitra, ze akao amin'i Kristy mitarika an'nay mandrakariva ao amin'ny fandresena. Amin'ny alalantsika de aeliny n'aiza n'aiza ny hanitra mamin'ny fafantarana an'azy. \v 15 Fa zahay de hanitra mamin'i Kristy an'Andriamanitra, na tam'reo ze ho vonjena na reo ze ho very. \ No newline at end of file diff --git a/02/16.txt b/02/16.txt index d24710d..214c751 100644 --- a/02/16.txt +++ b/02/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 Ho an'ny ôla ze ho foaty, zany de hanitra avy amin'ny fafatesana. Ho an'reo ze ho vonjena de hanitra avy amin'ny fiaignana hoa amin'ny fiaignana. Iza no mendrika am'reo ra reo. Fa zahay tsy sahala am-reo ôla sasagny ze mivarotra ny tenin'Andriamanitra mba azahôna tombony. Fa kosany amin'ny fadovam-po no itinenanay akao amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitra zahay, tao amin'ny fahitan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 16 Ho an'ny ôla ze ho foaty, zany de hanitra avy amin'ny fafatesana. Ho an'reo ze ho vonjena de hanitra avy amin'ny fiaignana hoa amin'ny fiaignana. Iza no mendrika am'reo ra reo. \v 17 Fa zahay tsy sahala am-reo ôla sasagny ze mivarotra ny tenin'Andriamanitra mba azahôna tombony. Fa kosany amin'ny fadovam-po no itinenanay akao amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitra zahay, tao amin'ny fahitan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 0959f95..2601f1f 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Manomboka hidera-tegna ndre ma zahy? Izahy de tsy mila an'reo taratasy fagnamarinana aminareo na avy aminareo, ôtran'ny ôla sasagny, sa tsy zany? Ny tegnanareo no taratasy fagnamarinanay, ze vôsoratra akao am-pontsika, ze fantatra ary vakian'ny ôla daôly. Anareo no mampibôgna fa taratasy fagnamabarana avy am'Kristy, ze natolontsika. Zany de tsy vôsoratra tam'ranomainty fa tam'Fagnan'le Andriamanitra velona. Zany de tsy vôsoratra tam'takela-bato, fa takeo am'takelaky ny fon'ny ôlombelona. \ No newline at end of file +\v 1 Manomboka hidera-tegna ndre ma zahy? Izahy de tsy mila an'reo taratasy fagnamarinana aminareo na avy aminareo, ôtran'ny ôla sasagny, sa tsy zany? \v 2 Ny tegnanareo no taratasy fagnamarinanay, ze vôsoratra akao am-pontsika, ze fantatra ary vakian'ny ôla daôly. \v 3 Anareo no mampibôgna fa taratasy fagnamabarana avy am'Kristy, ze natolontsika. Zany de tsy vôsoratra tam'ranomainty fa tam'Fagnan'le Andriamanitra velona. Zany de tsy vôsoratra tam'takela-bato, fa takeo am'takelaky ny fon'ny ôlombelona. \ No newline at end of file diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index 5d7b940..d60e224 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna magnome aigna. \ No newline at end of file +\v 4 Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. \v 6 \v 5 Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna magnome aigna. \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index daf001c..2f9ecdc 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny asa ze niteraka fafatesana - de vôsoratra akeo ambonin'ny vato - de tonga tamim-boninahitra leibe ka ny vahôkan'Israely de tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy. Zany de nony voninahitry ny tavany, ny voninahitra ze nihalevona. Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'ny Fagna? \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 Ary ny asa ze niteraka fafatesana - de vôsoratra akeo ambonin'ny vato - de tonga tamim-boninahitra leibe ka ny vahôkan'Israely de tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy. Zany de nony voninahitry ny tavany, ny voninahitra ze nihalevona. Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'ny Fagna? \ No newline at end of file diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index ae7907e..6961092 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -Fa raha managna voninahitra ny asan'ny fagnamelohana, de ôtran'ny akôry ny fitombon'ny voninahitrin'ny asan'ny famarinana! Satria tokô, ze namena voninahitra ndray mande de tsy hanamboninahita intsony am'zany fomba zany, non'ny voninahitra ze nampitombo an'zany. Fa raha ze nandalo iany no nanagna voninahitra, de tsy hanagna voninahitra mihôtra no zany ma ze maharitra! \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Fa raha managna voninahitra ny asan'ny fagnamelohana, de ôtran'ny akôry ny fitombon'ny voninahitrin'ny asan'ny famarinana! Satria tokô, ze namena voninahitra ndray mande de tsy hanamboninahita intsony am'zany fomba zany, non'ny voninahitra ze nampitombo an'zany. Fa raha ze nandalo iany no nanagna voninahitra, de tsy hanagna voninahitra mihôtra no zany ma ze maharitra! \ No newline at end of file