diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index 0f8b7fb..4f3d1cf 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna? \ No newline at end of file +Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna \ No newline at end of file