auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 17:38:01 +03:00 committed by root
parent 8633eb9625
commit 16dc3b4609
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fagnintelony zao no nandalôvako taty aminareo. "Ny fempangana daôly de tsy maintsy miorigna amin'ny porofo amin'ny vavolombelona roey na telo." Efa nitare tam'reo ze nagnota za talô sy tam'reo ambiny daôly rafa takeo fanindrôny, ary lazaiko ndre zany: "Rafa tonga ndre za, de tsy hiantra an-jareo za."
\v 1 \v 2 Fagnintelony zao no nandalôvako taty aminareo. "Ny fempangana daôly de tsy maintsy miorigna amin'ny porofo amin'ny vavolombelona roey na telo." Efa nitare tam'reo ze nagnota za talô sy tam'reo ambiny daôly rafa takeo fanindrôny, ary lazaiko ndre zany: "Rafa tonga ndre za, de tsy hiantra an-jareo za."

View File

@ -1 +1 @@
Mikoragna an'nareo an'zany za satria anareo de mikaraka porofo fa i Kristy de miteny amin'ny alalako. Tsy marefo aminareo Izy. Fa kosa, mahery akao aminareo Izy. Fa Izy nombohana amin'ny falemena, nefa velogna tamin'ny herin'Andriamanitra. Fa tsika kosa de marefo akao amin'Azy, kanefa tsika de miara-miaigna amin'ny herin'Andriamanitra akeo agnivonareo.
\v 3 \v 4 Mikoragna an'nareo an'zany za satria anareo de mikaraka porofo fa i Kristy de miteny amin'ny alalako. Tsy marefo aminareo Izy. Fa kosa, mahery akao aminareo Izy. Fa Izy nombohana amin'ny falemena, nefa velogna tamin'ny herin'Andriamanitra. Fa tsika kosa de marefo akao amin'Azy, kanefa tsika de miara-miaigna amin'ny herin'Andriamanitra akeo agnivonareo.

View File

@ -1 +1 @@
Dinio ny tegnanareo raha tenareo ho hita fa akao amin'ny finoana anareo. Tsapao ny tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigna ma zany momba ny amin'ny tegnanareo fa i Jesosy Kristy de akao aminareo? Raha ôtra anareo ka tsy nahomby tamin'ny fitsapana.Ary za matoky fa anareo de hagneky fa tsika de nahomby am'zany
\v 5 \v 6 Dinio ny tegnanareo raha tenareo ho hita fa akao amin'ny finoana anareo. Tsapao ny tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigna ma zany momba ny amin'ny tegnanareo fa i Jesosy Kristy de akao aminareo? Raha ôtra anareo ka tsy nahomby tamin'ny fitsapana.Ary za matoky fa anareo de hagneky fa tsika de nahomby am'zany.

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Am'zao fotôna zao tsika de mivavaka amin'Andriamanitra fa tsy afaka ny hagnano ra ratsy anareo. Za de tsy mivavaka ny afaka ahitana