From 11536efe9fec60b2fa42adcec90cf81d7d4abbff Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:50:33 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 04/05.txt | 2 +- 04/07.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/04/05.txt b/04/05.txt index fe4c82d..08ca912 100644 --- a/04/05.txt +++ b/04/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Fa zahay tsy magnambara ny tegnanay, fa i Kristy Jesosy ôtran'ny Tompo, ary ny tegnanay ôtran'ny mpanomponareo non'ny am'Jesosy. Fa Andriamanitra de le reika ze nitare hoe: "Ny fahazavana hamiratra akao amin'ny haizigna." Izy namiratra tao am-ponay, mba hagnome ny fahazavan'ny falalana ny voninahitr'Andriamanitrra akeo am'fagnatrehan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 5 Fa zahay tsy magnambara ny tegnanay, fa i Kristy Jesosy ôtran'ny Tompo, ary ny tegnanay ôtran'ny mpanomponareo non'ny am'Jesosy.\v 6 Fa Andriamanitra de le reika ze nitare hoe: "Ny fahazavana hamiratra akao amin'ny haizigna." Izy namiratra tao am-ponay, mba hagnome ny fahazavan'ny falalana ny voninahitr'Andriamanitrra akeo am'fagnatrehan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt index 3723e03..0cd60c1 100644 --- a/04/07.txt +++ b/04/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Fa zahay managna an'zany harena zanyy ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa ny hery leibe mihôtra lavitra de an'Andriamanitra fa tsy an'nay. Ampahorena am'fomba daôly zahay, fa tsy resy. Very hevitra zahay fa tsy feno famoizam-po. Enjena zahay fa tsy nilôzana. Vononà zahay fa tsy rava. Mitondra eo am'tegnanay ny fafatesan'i Jesosy hatraigny zahay, am-ze ny fiaignan'i Jesosy iany kô de hibônga eo am'tegnanay. \ No newline at end of file +\v 7 Fa zahay managna an'zany harena zanyy ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa ny hery leibe mihôtra lavitra de an'Andriamanitra fa tsy an'nay. \v 8 Ampahorena am'fomba daôly zahay, fa tsy resy. Very hevitra zahay fa tsy feno famoizam-po. \v 9 Enjena zahay fa tsy nilôzana. Vononà zahay fa tsy rava. \v 10 Mitondra eo am'tegnanay ny fafatesan'i Jesosy hatraigny zahay, am-ze ny fiaignan'i Jesosy iany kô de hibônga eo am'tegnanay. \ No newline at end of file