From 0c0d29d9667f22342d1a06e52e4591cf4a9ba643 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Wed, 13 May 2020 23:26:05 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 01/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 3845537..13dd87a 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -Zahay de mirehareha am'zao: fijoroana vavolombelona ny amin'ny feon'ny fieritreretanay. Fa tamin'ny fikasana madio sy fatsoram-po ze avy amin'Andriamanitra ze nitondranay ny tegnanay akao am'zao tontolo zao. Zahay de navita zany daôly zany ary ny ankabeazany niaraka taminareo - tsy tamin'ny faendren'zao tontolo zao, fa tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra. Zahay de tsy nagnoratra ra tsy ho vôvaky na ho azonareo. Za de magnantegna fa, satria anareo nahazo ny momba an'nay amin'ny ampahany, zahay de ho anton'ny reharehanareo amin'ny andron'ny Tompontsikana Jesosy, salan'ny nare \ No newline at end of file +Zahay de mirehareha am'zao: fijoroana vavolombelona ny amin'ny feon'ny fieritreretanay. Fa tamin'ny fikasana madio sy fatsoram-po ze avy amin'Andriamanitra ze nitondranay ny tegnanay akao am'zao tontolo zao. Zahay de navita zany daôly zany ary ny ankabeazany niaraka taminareo - tsy tamin'ny faendren'zao tontolo zao, fa tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra. Zahay de tsy nagnoratra ra tsy ho vôvaky na ho azonareo. Za de magnantegna fa, satria anareo nahazo ny momba an'nay amin'ny ampahany, zahay de ho anton'ny reharehanareo amin'ny andron'ny Tompontsikana Jesosy, salan'ny nareo \ No newline at end of file