auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 06:44:54 +08:00 committed by root
parent 9f0c02bb97
commit 0b6f2e0781
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa matatra za sao de rafa tonga za de mety tsy haita an'nareo araka ny fagnantenako. Matatra za sao de mety hisy fifandirana, fialonana, firehetan'ny fatezerana, fikasana amin'ny fitiavan-tegna, fifosana, fieboebona, fikorontagnana. Matatra za sao de rafa miverigna anà akao agnatrenareo ny Andriamanitro. Matatra za sao de alahelo ny am'reo ze nanota teo alô, ka mbola tsy nibebaka tamin'ny folotaona sy ny fijangajangana ary ny fije
Fa matatra za sao de rafa tonga za de mety tsy haita an'nareo araka ny fagnantenako. Matatra za sao de mety hisy fifandirana, fialonana, firehetan'ny fatezerana, fikasana amin'ny fitiavan-tegna, fifosana, fieboebona, fikorontagnana. Matatra za sao de rafa miverigna anà akao agnatrenareo ny Andriamanitro. Matatra za sao de alahelo ny am'reo ze nanota teo alô, ka mbola tsy nibebaka tamin'ny folotaona sy ny fijangajangana ary ny fijejofejôna feno fagnirian-dratsy ze nataon-jareo.