auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 08:24:51 +03:00 committed by root
parent 57538099ca
commit 09aad2208d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zahay de miasa amin'ny voninatra sy amin'ny fafam-baraka, amin'ny fanaratsena sy ny fiderana. Zahay de vômpanga ho mpitarika kanefa zahay de marina. Zahay de miasa ôtran'regny tsisy mafantatra regny kanefa zahay de mbôla ho fanta-daza. Miasa ôtran'ny ho faty zahay - jerevo -mbôla miaigna zahay. Miasa zahay ôtran'ny sazina nohon'ny asanay nefa tsy ôtran'ny vôheloka ho faty. Zahay de miasa ôtran'ny malaelo, kanefa de mifaly lalandava. Zahay de miasa ôtran'ny mahantra, kanefa de ma
Zahay de miasa amin'ny voninatra sy amin'ny fafam-baraka, amin'ny fanaratsena sy ny fiderana. Zahay de vômpanga ho mpitarika kanefa zahay de marina. Zahay de miasa ôtran'regny tsisy mafantatra regny kanefa zahay de mbôla ho fanta-daza. Miasa ôtran'ny ho faty zahay - jerevo -mbôla miaigna zahay. Miasa zahay ôtran'ny sazina nohon'ny asanay nefa tsy ôtran'ny vôheloka ho faty. Zahay de miasa ôtran'ny malaelo, kanefa de mifaly lalandava. Zahay de miasa ôtran'ny mahantra, kanefa de mampanagn-karena ôla betsaka zahay. Miasaôtran'ny tsy managna na ino na ino zahay kanefa ôtran'ny managna ny ra daôly.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zahay de nitare ny marina daôly taminareo, ry Korintiana, ary ny fonay de mivô