auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 06:35:28 +08:00 committed by root
parent b581a60f5e
commit 0687193315
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Am'zany koragna zany de hagnome toro-hevitra an'nareo za ze hagnampy an'nareo. Herintaona lasana zay, de tsy nanomboka nagnano ra fôgna nareo, fa nagniry ny magnano an'zany. Am'zao vitao zany, ôtran'ny nisian'ny zotom-po sy ny fagnirina hagnano an'zany, de enga anie hagnatanteraka an'zany kô an'nareo, araka ze azonareo atao. Satria raha magniry mafy ny agnano an'
Am'zany koragna zany de hagnome toro-hevitra an'nareo za ze hagnampy an'nareo. Herintaona lasana zay, de tsy nanomboka nagnano ra fôgna nareo, fa nagniry ny magnano an'zany. Am'zao vitao zany, ôtran'ny nisian'ny zotom-po sy ny fagnirina hagnano an'zany, de enga anie hagnatanteraka an'zany kô an'nareo, araka ze azonareo atao. Satria raha magniry mafy ny agnano an'zany asa zany anareo, de ra tsara sy azo ekena zany. Tsy maintsy mifototra am'zany hanagnan'ny ôla raika zany, fa tsy zay tsy hanagnany.

1
08/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa zany asa zany de tsy mba hagnamaivagna ny hafa ary hagnavesatra an'nareo. Fa kosa tokony hisy ny rariny. Ny harenareo am'zao fotôna zao de hagnome ze hilain'