auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-21 07:58:25 +08:00 committed by root
parent bbbc696e5c
commit 038278eca3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha nisy ôla nampalaelo, tsy nanagna an'zany taminà fôgna izy, fa amin'ny endrika hafa tsy hitarina lôtra zany aminareo daôly. Ampy ny fagnasazina
Raha nisy ôla nampalaelo, tsy nanagna an'zany taminà fôgna izy, fa amin'ny endrika hafa tsy hitarina lôtra zany aminareo daôly. Ampy ny fagnasazina nataon'ny ôla maro an'io ôla io. Ka am'zao fotôna zao raha tokony ho sazina, nareo de tokony hamela heloka sy hampionona an'azy. Ataovo zany mba tsy handifotra an'azy ny alaelo be lôtra.