auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 13:44:51 +03:00 committed by root
parent 4d54bc2861
commit 0266be8238
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy amin'ny alalan'reo Jiosy no nandraisako "Taroka efapolo latsaka raika" indimy. Intelo za no notarôna tamin'ny kakazo. Indray za no notoraham-bato. Intelo za no vaky sambo. Nandany ray alina sy ray andro taigny an-dranomasina za. Nande matetika
Avy amin'ny alalan'reo Jiosy no nandraisako "Taroka efapolo latsaka raika" indimy. Intelo za no notarôna tamin'ny kakazo. Indray za no notoraham-bato. Intelo za no vaky sambo. Nandany ray alina sy ray andro taigny an-dranomasina za. Nande matetika za, tamin'ny lozan'ny ony, tamin'ny lozan'reo mpandroba, tamin'ny lozan'ny ôloko magnokana, tamin'ny lozan'reo Jeltilisa, tamin'ny loza taigny amin'ny tanàna, tamin'ny loza taigny agn'efitra, tamin'ny loza taigny an-dranomasina, tamin'ny loza avy am'reo ralahy sandoka.

1
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Efa tamin'ny asa mafy sy ra