plt-x-sihanaka_2co_text_reg/05/18.txt

1 line
328 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-27 22:33:58 +00:00
Reo ra daôly reo de avy amin'Andriamanitra. Nampihevaniny tamin'ny tegnany amin'i Kristy ntsika, ka nameny antsika ny asa fanompoan'ny fampihavanana. Zany hoe: akao amin'ty Andriamanitra no mampihavana an'zao tontolo zao amin'ny tegnany, tsy magnisa ny fahadison-jareo amin-jareo. Nankigniny aminay ny hafatry ny fampihavanana.