plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/03/04.txt

1 line
227 B
Plaintext

\v 4 \v 5 Tokony hitantana tsara ny tokantragnony izy, ary reo zanany de tokony hagneky an'azy am-pangajana tanteraka. Fa raha tsy mahay mitantana ny tokan-tragnony izy, ataony akôry ny hikarakarana ny fiangonan'Andriamanitra?