plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/03/01.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Matokisa zao teny zao: Raha misy ôla raika magniry ny ho mpiandraikitra, de magniry asa tsara izy. Noho zany de ny mpiandraikitra de tsy maintsy tsy managn-tsigny. Tsy maintsy manambady vevavy tokana izy. Izy de tokony ahay handanjalanja, hendry, te filaminana, te mandray ôla. Tsy maintsy mahay mampianatra izy. Tsy tokony za-dratsy amin'ny divay izy, tsy mpila ady, fa kosa, malemy fanahy, feno fiadanam-po. Izy de tsy tokony ho te vola.