plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/02/01.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 1 Vôlôny indrindra, de mampirisika za fa reo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana de natao ho an'ny ôla daôly, \v 2 ho an'reo mpanjaka sy reo daôly akeo amin'ny fahefana, mba ahafantsika miaigna amin'ny fiadanana sy miaigna milamina amin'ny toe-pagna araka an'Andriamanitra sy ny fahamendrehana daôly. \v 3 Izany de tsara sy azo ekena agnatrehan'Andriamanitra mpamonjintsika.\v 4 Tena hovonjena daôly ny ôla daôly ary tonga amin'ny fafantarana ny marina.