|
Tsy azo lavina fa ny fahamarinana notaravigna ze araka an'Andriamanitra de gedabe: "Izy de nibôgna tamin'ny nofo, nohamarinin'ny Fanahy, hitan'ny anjely, notaravigna takeo angnivon'reo firenena, ninoan'zao tontolo zao, ary nasandratra tamim-boninatra." |