\v 9 \v 10 Ty hafatra ty mendri-pitokisana sy mendrika ny fafenon'ny fanekena. Fa no zany de hitologna sy hiasa mafy tsika. Fa matoky akao amin'Andriamanitra velona tsika, ze Mpamonjy ny ôla daôly, ndrindra reo ze mino.