plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/06/01.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 1 Ôka reo daôly ze akao ambany zoga ôtran'reo andevo mba hagnano ny tompony ho mendrika ny haja daôly. Izy reo de tokony hagnano an'zany mba tsy hitenenana ratsy ny agnaran'Andriamanitra sy ny fampenarana.\v 2 Reo andevo ze managna tompo mino de tsy tokony hagnano tsinotsinona an'jareo satria mpirahalà aminazy. Fa kosany, zareo de tokony hanompo an'reo hatraigny amin'ny farany. Fa reo tompo ze nampena tamin'ny asan'jareo de mpino sady tiavina. Ampenaro ary ambarao re ra reo.