plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/05/07.txt

1 line
221 B
Plaintext

\v 7 Torio zany ra zany mbô tsy anagnan-jareo tsigny. \v 8 Fa raha misy ôla tsy magnome ho an'reo havany ankeky, ndrindra ho an'reo ze akao amin'ny ankohonany, de nandà ny finoana izy ary tsy lavitra noho ny tsy mpino.