plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/05/05.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 5 Fa ny tegna mpitondrategna de navela ho rerika. Mametraka ny fitokoany amin'Andriamanitra izy. Mijagnona hatraigny am'reo fangatahana sy vavaka magnalin'andro. \v 6 Na zany aza, ny vevavy ze miaigna ho an'ny fafinaretana de maty, na de mbôla velona aza izy.