plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/03/16.txt

1 line
245 B
Plaintext

Tsy azo lavina fa ny fahamarinana nambara ze araka an'Andriamanitra de lehibe: "Izy de nibôgna tamin'ny nofo, nohamarinin'ny Fagnahy, hitan'ny anjely, nambara takeo agnivon'reo firenena, ninoan'zao tontolo zao, ary nasandratra tamim-boninatra."