plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/03/14.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 14 Manoratra reto ra reto aminao za, ary magnantegna ny ho avy tsy ho ela akaigny aminao za. \v 15 Fa raha tara za, de manoratra mbô hafantaranareo ny fitondrantegna akao amin'ny tokantragnon'Andriamanitra, ze fiangonan'Andriamanitra velona, le vato fehizoro sy fitoeran'ny fahamarinana.