\v 13 Za de magnome an'nao zany didy zany aketo agnatren'Andriamanitra, ze natonga ny ra daƓly ho velona, ary akeo agnatrehan'i Kristy Jesosy, ze nilaza ny marina teo agnatren'i Pontio Pilato hoe: \v 14 Tahirizo tsara ny didy, tsy manan-tsiny, mandra-pisehon'ny Tompontsika Jesosy Kristy.