\v 3 Magnajà an'reo mpitondrategna, reo tegna mpitondrategna. \v 4 Fa raha manan-janaka na zafikely ny mpitondrategna raika, de avelao zareo alô hianatra hampiseho fagnajana akao amin'ny tokantragnony. Ôka zareo hamaly babena reo ray aman-dreniny, satria ankasitrahan'Andriamanitra zany.