\v 6 Tsy tokony ho ôla vô niova fo izy, mbô tsy hiendaendany ka ho lavo amin'ny fanamelohana salan'ny devoly. \v 7 Izy iany kô de tsy maintsy tsara laza am'reo ôla aigny avelany, mbô tsy ho lavo agnaty fafam-baraka sy ny fandriky ny devoly.