\v 4 Tokony hitantana tsara ny tokantragnony izy, ary reo zanany de tokony hagneky an'azy am-pangajana tanteraka. \v 5 Fa raha tsy mahay mitantana ny tokan-tragnony izy, ataony akôry ny hikarakarana ny fiangonan'Andriamanitra?