auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-10 06:29:23 +08:00 committed by root
parent 2407878582
commit f45551ebb6
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsika de mafantatra izany, fa ny lalàna de tsy natao ho an'ny ôla-marina, fa ho an'ny mpandika lalàna sy ôla mpikomy, ho an'reo ratsy fagna sy mpagnota, ary ho an'reo andriamani-diso sy tsy masina. Zany de natao ho an'reo ze mamono ny ray sy reniny, ho an'reo mpamono ôla, ho an'reo ratsy fitondran-tegna ara-nofo, ho an'reo sodomita, ho an'reo mpaka an-keriny ôla mba ho andevozina, ho an'roe mpadainga, ho an'reo vavolombelona tsy marina, ary na ino na ino hafa manoitra ny fampenarana mahatoky. Io fampenarana io de mifanaraka am'filazantsaran'ny voninahitr'le Andriamanitra vôtahy ze nankinina taminà.
Tsika de mafantatra izany, fa ny lalàna de tsy natao ho an'ny ôla-marina, fa ho an'ny mpandika lalàna sy ôla mpikomy, ho an'reo ratsy fagna sy mpagnota, ary ho an'reo andriamani-diso sy tsy masina. Zany de natao ho an'reo ze mamono ny ray sy reniny, ho an'reo mpamono ôla, ho an'reo ratsy fitondran-tegna ara-nofo, ho an'reo sodomita, ho an'reo mpaka an-keriny ôla mba ho andevozina, ho an'roe mpadainga, ho an'reo vavolombelona tsy marina, ary na ino na ino hafa manoitra ny fampenarana mahatoky. Io fampenarana io de mifanaraka am'filazantsaran'ny voninahitr'le Andriamanitra vôtahy ze nankignina taminà.

View File

@ -1 +1 @@
Isôrako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampaery anà
Isôrako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampaery anà Izy, fa nataony matoky za, ary nanendry anà ho am'fanompôgna Izy.