auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 15:14:02 +03:00 committed by root
parent 8cf9396031
commit e38cb7b521
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Matokisa zao trny zao: Raha misy ôla raika magniry ny ho mpiandraikitra, de magniry asa tsara izy. Noho zany de ny mpiandraikitra de tsy maintsy tsy managn-tsigny. Tsy maintsy manambady vevavy tokana izy. Izy de tokony ahay handanjalanja, hendry, te
Matokisa zao trny zao: Raha misy ôla raika magniry ny ho mpiandraikitra, de magniry asa tsara izy. Noho zany de ny mpiandraikitra de tsy maintsy tsy managn-tsigny. Tsy maintsy manambady vevavy tokana izy. Izy de tokony ahay handanjalanja, hendry, te filaminana, te mandray ôla. Tsy maintsy mahay mampianatra izy. Tsy tokony za-dratsy amin'ny divay izy, tsy mpila ady, fa kosa, malemy fanahy, feno fiadanam-po. Izy de tsy tokony ho te vola.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tokony hitantana tsara ny tokantragnony izy, ary reo zanany de tokony hagneky an'azy am-pangajana tantera