Sat Jun 06 2020 14:53:02 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 14:53:02 +03:00
commit e1712901c6
33 changed files with 61 additions and 0 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, apostolin'i Kristy Jesosy araka ny didin'Andriamanitra mpamonjy antsika sy i Kristy Jesosy tokintsika, \v 2 ho an'i Timoty, zanaka là marina akao am'finoana: Fasoavana, famindram-po, ary fedanana avy am'Andriamanitra Ray sy i Kristy Jesosy Tompontsika.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Araka ny nangatako mafy ho ataonao rafa niala takao Makedonia zà, mipetra akao Efesosy mba hafahanao mibaiko reo ôla sasagny tsy hampianatra foto-pampenarana hafa. \v 4 Tsy tokony hitandrina reo tantara sy tetiarana tsisy fefarany zareo. Reo de niteraka adievitra fa tsy magnampy ny drafitr'Andriamanitra, ze am'alalan'ny finoana.

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ary ny tanjon'ny didy de fitiavana avy am'fo madio, avy am'feon'ny feritreretana tsara, ary avy am'finoana tsy metsaravelatsy.\v 6 Ny ôla sasagny de tsy natratra ny tanjona ary niala tam'reo ra reo ho aigny am'lateny adaladala. \v 7 Izy reo de te ho mpampiana-dalàna, kanefa zareo tsy mahazo ze lazainy sy hizingizin'jareo. \v 8 Fa tsika de mafantatra fa ny lalàna de tsara raha misy raika mampiasa an'azy am'ara-dalàna.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tsika de mafantatra izany, fa ny lalàna de tsy natao ho an'ny ôla-marina, fa ho an'ny mpandika lalàna sy ôla mpikomy, ho an'reo ratsy fagna sy mpagnota, ary ho an'reo andriamani-diso sy tsy masina. Zany de natao ho an'reo ze mamono ny ray sy reniny, ho an'reo mpamono ôla, \v 10 ho an'reo ratsy fitondran-tegna ara-nofo, ho an'reo sodomita, ho an'reo mpaka an-keriny ôla mba ho andevozina, ho an'roe mpadainga, ho an'reo vavolombelona tsy marina, ary na ino na ino hafa manoitra ny fampenarana mahatoky. \v 11 Io fampenarana io de mifanaraka am'filazantsaran'ny voninahitr'le Andriamanitra vôtahy ze nankignina taminà.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Isôrako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampaery anà Izy, fa nataony matoky za, ary nanendry anà ho am'fanompoana Izy. \v 13 Zà de mpiteny ratsy, mpagnenjika, ary leilà mahery setra. Kanefa nahazo famindram-po za satria tam'tsy fahalalana no nagnanôvako an'zany nony tsy finoana. \v 14 Fa ny fasoavana'ny Tompontsika no nandrakotra tam'finoana sy fitiavana ze ao am'i Kristy Jesosy.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga taketo an-tany hamonjy reo mpanota. Za no ratsy ndrindra tam'reo. \v 16 Fa no'zany antony zany no namindrana fo taminà, mba am'alalako, ny leibe ndrindra, i Kristy Jesosy de mety hampiseho ny faretana daôly. Nagnano an'zany Izy ho ôtra ho an'reo ze magniry hatoky an'Azy ho an'ny fiaignana mandrakizay. \v 17 Ary ho an'ny mpanjakan'ny taona, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Andriamanitra tokana, anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria. Amena.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Zao didy zao no ameko an'nao, Timoty, zanako, araka reo faminagnina natao momba an'nao taigny alô, fa enao de mety hiady ny ady tsara, \v 19 ny fitanana ny finoana sy ny feon'ny fieritreretana tsara. Tam'fandavana an'zany, misy ny nagnano sambo vaky ny finoany. \v 20 Salan'i Hymeneo sy Aleksandro, ze natolotro ho an'i Satana mba ampenarana an'jareo tsy hiteny ratsy.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Vôlôny indrindra, de mampirisika za fa reo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana de natao ho an'ny ôla daôly, \v 2 ho an'reo mpanjaka sy reo daôly akeo amin'ny fahefana, mba ahafantsika miaigna amin'ny fiadanana sy miaigna milamina amin'ny toe-pagna araka an'Andriamanitra sy ny fahamendrehana daôly. \v 3 Izany de tsara sy azo ekena agnatrehan'Andriamanitra mpamonjintsika.\v 4 Tena hovonjena daôly ny ôla daôly ary tonga amin'ny fafantarana ny marina.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Raika fôgan no Andriamanitra, ary raika fôgna kô ny mpagnelagnelagna amin'Andriamanitra sy ny ôla, de Kristy Jesosy.\v 6 Izy nagnome ny tegnany ho vidim-pagnavotana ho an'ny daôly, de nataony ho fijoroana vavolombelona amin'ny fotôna tokony izy. \v 7 Fa noho ny amin'zany tanjona zany, za ny tegnako de natao ho mpitory sy ho Apostoly. Mikoragna ny marina za, fa tsy mandainga. Mpampianatra an'reo Jentilisa amin'ny finona ny fahamarinana za.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Noho zany, de teko ny leila mba hivavaka sy hanandra-tagnana masina tsy n'aiza n'aiza tsy amika-sosena na amin'ny fifandirana. \v 9 Ary sala am'zany kô, ny vevavy mba hekanjo akanjo mendrika ny tegnany, amin'ny fahamôntinana sy ny fifehezan-tegna. Tsy tokony hirandram-bolo na akanjo lafo vidy.\v 10 Teko zareo mba hekanjo am'ze mety am'reo vevavy ze mampiseho ny toe-pagna araka an'Andriamanitra amin'ny asa tsara daôly.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ny vevavy de tokony hianatra ami-pahanginana ary hagneiky tanteraka. \v 12 Tsy avelako hampianatra ny vevavy na hampihatra fahefana amin'ny leila, fa hijanona akeo agnaty fahanginana.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa Adama no noforonina vôlôny, zany vô Eva. \v 14 Adama de tsy vôfitaka, fa ny vevavy no vôfitaka tanteraka tamin'ny fandikan-dalàna. \v 15 Na izany aza, de hovonjena izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finona sy ny fitiavana ary ny fahamasinana miaraka amin'ny fahononan-tegna.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Am'zao fotôna zao de mitare mazavatsara ny Fagna fa amin'ny fotôna aigny afara aigny de hiala amin'ny finôna ny ôla sasagny ary mitandrema tsara am'reo fagna mamitaka sa ny fampenaran'ny demonia, \v 2 amin'ny fetsarambelatsin'ny mpandainga. Fa vômarika amin'ny vy mamay ny feon'ny feritreretan'jareo.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. \v 4 Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. \v 5 Fa namasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka zany.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Raha apetrakareo akeo agnolôn'reo rahalà reo ra reo, de ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy anareo. Fa notazaina tam'reo tenin'ny finôna sy tamin'ny fampenarana tsara ze narahinareo anareo. \v 7 Fa ialao ny angano tantarain'ny anti-bavy. Fa kosany, tariho hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny tegnanareo. \v 8 Fa ny vatagna ampesaina de kely fogna no azo ampesana an'azy, kanefa fampiasa amin'ra daôly ny toetra araka an'Andriamanitra. Tano ny fampanantenana am'ty fiaignana zao ty sy ny fiaignana ho avy.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ty hafatra ty mendri-pitokisana sy mendrika ny fafenon'ny fanekena. \v 10 Fa no zany de hitologna sy hiasa mafy tsika. Fa matoky akao amin'Andriamanitra velona tsika, ze Mpamonjy ny ôla daôly, ndrindra reo ze mino.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ambarao sy ampenaro reo ra reo.\v 12 Aoka tsy hisy hagnano tsinontsinona ny fatanoranao. Fa kosany, aoka ho fitaratra ho an'reo ze mino, amin'ny fiteny, fitondran-tegna, fitiavana, ary fahadiovana. \v 13 Mandra-peveko, tohizo ny famakiana, ny fagnanarana, sy ny fampenarana.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Aza atao tsinotsinona ny fagnomezam-pasoavana ze akao aminao, ze namena an'nao tamin'ny alalan'ny faminagnina, niaraka tamin'ny fametran-tagnan'reo loholona. \v 15 Aza atao antsirambina regny ra regny. Ikeso ny ho akao am'jareo, de mba hitan'ny ôla daôly ny fandrosônao. \v 16 Tandremo tsara ny tegnanao sy ny fampenarana. Tohizo iregny ra regny. Fa raha magnano salan'zany de ho nonjenao ny tegnanao sy reo ze mitaino an'nao.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ôka reo daôly ze akao ambany zoga ôtran'reo andevo mba hagnano ny tompony ho mendrika ny haja daôly. Izy reo de tokony hagnano an'zany mba tsy hitenenana ratsy ny agnaran'Andriamanitra sy ny fampenarana.\v 2 Reo andevo ze managna tompo mino de tsy tokony hagnano tsinotsinona an'jareo satria mpirahalà aminazy. Fa kosany, zareo de tokony hanompo an'reo hatraigny amin'ny farany. Fa reo tompo ze nampena tamin'ny asan'jareo de mpino sady tiavina. Ampenaro ary ambarao re ra reo.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Hevero fa ny ôla de mampianatra am'fomba hafa ary tsy magneky ny fagnatorontsika ara-pinoana, ze tenin'i Jesosy Kristy Tompontsika. Hevero fa zareo de tsy magneky ny fampenarana ze mitondra aigny am'toetra araka an'Andriamanitra. \v 4 Zany ôla zany de mirehareha ary tsy mahalala na ino na ino. Fa kosany, izy de adalan'reo adihevitra sy reo fandresen-datra momba an'reo teny. Iregny teny regny de miteraka felonana, fanevatevana, ahiahy ratsy, \v 5 ary ny fifandonana akeo am'reo ôla maloto fisainana. Miala am'marina izy reo. Mevitra izy fa ny toetra araka an'Andriamanitra no fomba ahatongavana ho mpanan-karena. (Fagnamarihana: Ny fandikana talô sasagny de magnampy hoe: "Miala am'ra salan'zany." Fa ny fandikana talô tsara indrindra de tsy magnampy an'zany.)

1
06/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ary ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka am'fafam-po de tombony leilbe.\v 7 Satria tsika de tsy nitondra na ino na ino am'zao tontolo zao. Tsy hahavita hitondra na ino na ino tsika. \v 8 Fa kosany ôka tsika ho afa-po am'hanina sy ny fitafena.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ary reo ze te ho lasana mpanan-karena de latsaka akao agnatin'ny fakam-pagna, akao agnatin'ny fandrika. Latsaka tao agnatin'ny hadalana sy reo filàna mampidi-doza maro zareo, ary iany kô reo hafa mandetika reo ôla akao am'faharavana sy ny fandriganana. \v 10 Satria fototr'reo karazan-dratsy daôly ny fitiavam-bola. Ny ôla sasagny ze magniry an'zanyy d'efa vôvily niala tam'finoana ary nanindrogna ny tegnan'jareo tam'fahorena leibe.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa enao, ry leilan'Andriamanitra, milifasa an'reo ra reo. Mezàha mikaraka ny famarinana, ny toetra araka an'Andriamanitra, ny fatokisana, ny fitiavana, ny faretana ary ny hatsaram-pagna. \v 12 Miade ny ady tsaran'ny finoana. Tano ny fiaignana madrakizay fa ho am'zany no netsovana an'nao. Zany de momba ny nijorônao vavolombelona ny am'ze inoanao takeo agnatrehan'reo vavolombelona maro tam'ze tsara.

1
06/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Za de magnome an'nao zany didy zany aketo agnatren'Andriamanitra, ze natonga ny ra daôly ho velona, ary akeo agnatrehan'i Kristy Jesosy, ze nilaza ny marina teo agnatren'i Pontio Pilato hoe: \v 14 Tahirizo tsara ny didy, tsy manan-tsiny, mandra-pisehon'ny Tompontsika Jesosy Kristy.

1
06/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Andriamanitra de maneho ny fisehoany am'fotôna tokony ho izy - Andriamanitra, le raika ze notahina, le Mpanjaka ze manjaka, ary le Tompo ze manapaka. \v 16 Izy reo iany no managna ny tsy fafatesana ary mipetraka akeo am'hazavana tsy azo hagnatognana. Tsisy olombelona mahita an'azy ny afaka mijery an'Azy. Ho an'azy anieo ny voninahitra sy ny hery mandrakizay. Amena.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Lazao ny mpanan-karena am'zao tontolo zao mba tsy hirehareha, sy magnantegna ny harena, ze tsy azo antoka. Fa kosany, tokony hagnantena an'Andriamanitra zareo. Magnome antsika ny harena marina daôly Izy mba hifaliantsika. \v 18 Lazao izy reo mba hagnano ny tsara, mba hanan-karena am'asa tsara, mba alala-tagnana, ary vonona hizara.\v 19 Am'zany fomba zany, de ho terizin'jareo ny fototra tsara ho an'ny tegnany am'ze ho avy, ka hitana ny tegna fiaignana.

1
06/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ry Timoty, arovy ze natolotra an'nao. Helao ny resaka adala sy ny fandresen-datra mifanotra momba ny fentsôna diso ny am'ze atao hoe falalana. \v 21 Ny ôla sasagny de magnambara an'zany ra zany ka de tsy natsiaro ny finoany zareo. Ho aminareo anie ny fasoavana.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Timoty

View File

@ -35,5 +35,34 @@
"date_modified": 20181101,
"version": "7.1"
}
],
"finished_chunks": [
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-09",
"01-12",
"01-15",
"01-18",
"02-01",
"02-05",
"02-08",
"02-11",
"02-13",
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-09",
"04-11",
"04-14",
"06-01",
"06-03",
"06-06",
"06-09",
"06-11",
"06-13",
"06-15",
"06-17",
"06-20"
]
}