auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 17:01:04 +08:00 committed by root
parent b17933b63d
commit c8ba7c136f
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 11 Tsika de mafantatra izany, fa ny lalàna de tsy natao ho an'ny ôla-marina, fa ho an'ny mpandika lalàna sy ôla mpikomy, ho an'reo ratsy fagna sy mpagnota, ary ho an'reo andriamani-diso sy tsy masina. Zany de natao ho an'reo ze mamono ny ray sy reniny, ho an'reo mpamono ôla, \v 10 ho an'reo ratsy fitondran-tegna ara-nofo, ho an'reo sodomita, ho an'reo mpaka an-keriny ôla mba ho andevozina, ho an'roe mpadainga, ho an'reo vavolombelona tsy marina, ary na ino na ino hafa manoitra ny fampenarana mahatoky. Io fampenarana io de mifanaraka am'filazantsaran'ny voninahitr'le Andriamanitra vôtahy ze nankignina taminà.
\v 9 Tsika de mafantatra izany, fa ny lalàna de tsy natao ho an'ny ôla-marina, fa ho an'ny mpandika lalàna sy ôla mpikomy, ho an'reo ratsy fagna sy mpagnota, ary ho an'reo andriamani-diso sy tsy masina. Zany de natao ho an'reo ze mamono ny ray sy reniny, ho an'reo mpamono ôla, \v 10 ho an'reo ratsy fitondran-tegna ara-nofo, ho an'reo sodomita, ho an'reo mpaka an-keriny ôla mba ho andevozina, ho an'roe mpadainga, ho an'reo vavolombelona tsy marina, ary na ino na ino hafa manoitra ny fampenarana mahatoky. \v 11 Io fampenarana io de mifanaraka am'filazantsaran'ny voninahitr'le Andriamanitra vôtahy ze nankignina taminà.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Isôrako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampaery anà Izy, fa nataony matoky za, ary nanendry anà ho am'fanompoana Izy. Zà de mpiteny ratsy, mpagnenjika, ary leilà mahery setra. Kanefa nahazo famindram-po za satria tam'tsy fahalalana no nagnanôvako an'zany nony tsy finoana. Fa ny fasoavana'ny Tompontsika no nandrakotra tam'finoana sy fitiavana ze ao am'i Kristy Jesosy.
\v 12 Isôrako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampaery anà Izy, fa nataony matoky za, ary nanendry anà ho am'fanompoana Izy. \v 13 Zà de mpiteny ratsy, mpagnenjika, ary leilà mahery setra. Kanefa nahazo famindram-po za satria tam'tsy fahalalana no nagnanôvako an'zany nony tsy finoana. \v 14 Fa ny fasoavana'ny Tompontsika no nandrakotra tam'finoana sy fitiavana ze ao am'i Kristy Jesosy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga taketo an-tany hamonjy reo mpanota. Za no ratsy ndrindra tam'reo. Fa no'zany antony zany no namindrana fo taminà, mba am'alalako, ny leibe ndrindra, i Kristy Jesosy de mety hampiseho ny faretana daôly. Nagnano an'zany Izy ho ôtra ho an'reo ze magniry hatoky an'Azy ho an'ny fiaignana mandrakizay. Ary ho an'ny mpanjakan'ny taona, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Andriamanitra tokana, anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria. Amena.
\v 17 \v 15 Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga taketo an-tany hamonjy reo mpanota. Za no ratsy ndrindra tam'reo. \v 16 Fa no'zany antony zany no namindrana fo taminà, mba am'alalako, ny leibe ndrindra, i Kristy Jesosy de mety hampiseho ny faretana daôly. Nagnano an'zany Izy ho ôtra ho an'reo ze magniry hatoky an'Azy ho an'ny fiaignana mandrakizay. Ary ho an'ny mpanjakan'ny taona, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Andriamanitra tokana, anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria. Amena.