From bf46d90fb48c3603f21fcbda0fd5be75bb803350 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 17:05:35 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 04/06.txt | 2 +- 04/09.txt | 2 +- 04/11.txt | 2 +- 04/14.txt | 2 +- 06/01.txt | 2 +- 06/03.txt | 2 +- 06/06.txt | 2 +- 06/09.txt | 2 +- 8 files changed, 8 insertions(+), 8 deletions(-) diff --git a/04/06.txt b/04/06.txt index 7813df4..af35b78 100644 --- a/04/06.txt +++ b/04/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 Raha apetrakareo akeo agnolôn'reo rahalà reo ra reo, de ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy anareo. Fa notazaina tam'reo tenin'ny finôna sy tamin'ny fampenarana tsara ze narahinareo anareo. Fa ialao ny angano tantarain'ny anti-bavy. Fa kosany, tariho hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny tegnanareo. Fa ny vatagna ampesaina de kely fogna no azo ampesana an'azy, kanefa fampiasa amin'ra daôly ny toetra araka an'Andriamanitra. Tano ny fampanantenana am'ty fiaignana zao ty sy ny fiaignana ho avy. \ No newline at end of file +\v 6 Raha apetrakareo akeo agnolôn'reo rahalà reo ra reo, de ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy anareo. Fa notazaina tam'reo tenin'ny finôna sy tamin'ny fampenarana tsara ze narahinareo anareo. \v 7 Fa ialao ny angano tantarain'ny anti-bavy. Fa kosany, tariho hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny tegnanareo. \v 8 Fa ny vatagna ampesaina de kely fogna no azo ampesana an'azy, kanefa fampiasa amin'ra daôly ny toetra araka an'Andriamanitra. Tano ny fampanantenana am'ty fiaignana zao ty sy ny fiaignana ho avy. \ No newline at end of file diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index 22ec038..1682a33 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Ty hafatra ty mendri-pitokisana sy mendrika ny fafenon'ny fanekena. Fa no zany de hitologna sy hiasa mafy tsika. Fa matoky akao amin'Andriamanitra velona tsika, ze Mpamonjy ny ôla daôly, ndrindra reo ze mino. \ No newline at end of file +\v 9 Ty hafatra ty mendri-pitokisana sy mendrika ny fafenon'ny fanekena. \v 10 Fa no zany de hitologna sy hiasa mafy tsika. Fa matoky akao amin'Andriamanitra velona tsika, ze Mpamonjy ny ôla daôly, ndrindra reo ze mino. \ No newline at end of file diff --git a/04/11.txt b/04/11.txt index c336f1c..a2a8b91 100644 --- a/04/11.txt +++ b/04/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Ambarao sy ampenaro reo ra reo. Aoka tsy hisy hagnano tsinontsinona ny fatanoranao. Fa kosany, aoka ho fitaratra ho an'reo ze mino, amin'ny fiteny, fitondran-tegna, fitiavana, ary fahadiovana. Mandra-peveko, tohizo ny famakiana, ny fagnanarana, sy ny fampenarana. \ No newline at end of file +\v 11 Ambarao sy ampenaro reo ra reo.\v 12 Aoka tsy hisy hagnano tsinontsinona ny fatanoranao. Fa kosany, aoka ho fitaratra ho an'reo ze mino, amin'ny fiteny, fitondran-tegna, fitiavana, ary fahadiovana. \v 13 Mandra-peveko, tohizo ny famakiana, ny fagnanarana, sy ny fampenarana. \ No newline at end of file diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt index 9a3a053..a9d554c 100644 --- a/04/14.txt +++ b/04/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Aza atao tsinotsinona ny fagnomezam-pasoavana ze akao aminao, ze namena an'nao tamin'ny alalan'ny faminagnina, niaraka tamin'ny fametran-tagnan'reo loholona. Aza atao antsirambina regny ra regny. Ikeso ny ho akao am'jareo, de mba hitan'ny ôla daôly ny fandrosônao. Tandremo tsara ny tegnanao sy ny fampenarana. Tohizo iregny ra regny. Fa raha magnano salan'zany de ho nonjenao ny tegnanao sy reo ze mitaino an'nao. \ No newline at end of file +\v 14 Aza atao tsinotsinona ny fagnomezam-pasoavana ze akao aminao, ze namena an'nao tamin'ny alalan'ny faminagnina, niaraka tamin'ny fametran-tagnan'reo loholona. \v 15 Aza atao antsirambina regny ra regny. Ikeso ny ho akao am'jareo, de mba hitan'ny ôla daôly ny fandrosônao. \v 16 Tandremo tsara ny tegnanao sy ny fampenarana. Tohizo iregny ra regny. Fa raha magnano salan'zany de ho nonjenao ny tegnanao sy reo ze mitaino an'nao. \ No newline at end of file diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index fd00c77..4dfda6d 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ôka reo daôly ze akao ambany zoga ôtran'reo andevo mba hagnano ny tompony ho mendrika ny haja daôly. Izy reo de tokony hagnano an'zany mba tsy hitenenana ratsy ny agnaran'Andriamanitra sy ny fampenarana. Reo andevo ze managna tompo mino de tsy tokony hagnano tsinotsinona an'jareo satria mpirahalà aminazy. Fa kosany, zareo de tokony hanompo an'reo hatraigny amin'ny farany. Fa reo tompo ze nampena tamin'ny asan'jareo de mpino sady tiavina. Ampenaro ary ambarao re ra reo. \ No newline at end of file +\v 1 Ôka reo daôly ze akao ambany zoga ôtran'reo andevo mba hagnano ny tompony ho mendrika ny haja daôly. Izy reo de tokony hagnano an'zany mba tsy hitenenana ratsy ny agnaran'Andriamanitra sy ny fampenarana.\v 2 Reo andevo ze managna tompo mino de tsy tokony hagnano tsinotsinona an'jareo satria mpirahalà aminazy. Fa kosany, zareo de tokony hanompo an'reo hatraigny amin'ny farany. Fa reo tompo ze nampena tamin'ny asan'jareo de mpino sady tiavina. Ampenaro ary ambarao re ra reo. \ No newline at end of file diff --git a/06/03.txt b/06/03.txt index 46374c7..520e82e 100644 --- a/06/03.txt +++ b/06/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Hevero fa ny ôla de mampianatra am'fomba hafa ary tsy magneky ny fagnatorontsika ara-pinoana, ze tenin'i Jesosy Kristy Tompontsika. Hevero fa zareo de tsy magneky ny fampenarana ze mitondra aigny am'toetra araka an'Andriamanitra. Zany ôla zany de mirehareha ary tsy mahalala na ino na ino. Fa kosany, izy de adalan'reo adihevitra sy reo fandresen-datra momba an'reo teny. Iregny teny regny de miteraka felonana, fanevatevana, ahiahy ratsy, ary ny fifandonana akeo am'reo ôla maloto fisainana. Miala am'marina izy reo. Mevitra izy fa ny toetra araka an'Andriamanitra no fomba ahatongavana ho mpanan-karena. (Fagnamarihana: Ny fandikana talô sasagny de magnampy hoe: "Miala am'ra salan'zany." Fa ny fandikana talô tsara indrindra de tsy magnampy an'zany.) \ No newline at end of file +\v 3 Hevero fa ny ôla de mampianatra am'fomba hafa ary tsy magneky ny fagnatorontsika ara-pinoana, ze tenin'i Jesosy Kristy Tompontsika. Hevero fa zareo de tsy magneky ny fampenarana ze mitondra aigny am'toetra araka an'Andriamanitra. \v 4 Zany ôla zany de mirehareha ary tsy mahalala na ino na ino. Fa kosany, izy de adalan'reo adihevitra sy reo fandresen-datra momba an'reo teny. Iregny teny regny de miteraka felonana, fanevatevana, ahiahy ratsy, \v 5 ary ny fifandonana akeo am'reo ôla maloto fisainana. Miala am'marina izy reo. Mevitra izy fa ny toetra araka an'Andriamanitra no fomba ahatongavana ho mpanan-karena. (Fagnamarihana: Ny fandikana talô sasagny de magnampy hoe: "Miala am'ra salan'zany." Fa ny fandikana talô tsara indrindra de tsy magnampy an'zany.) \ No newline at end of file diff --git a/06/06.txt b/06/06.txt index a033d50..e5c4e43 100644 --- a/06/06.txt +++ b/06/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 Ary ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka am'fafam-po de tombony leilbe. Satria tsika de tsy nitondra na ino na ino am'zao tontolo zao. Tsy hahavita hitondra na ino na ino tsika. Fa kosany ôka tsika ho afa-po am'hanina sy ny fitafena. \ No newline at end of file +\v 6 Ary ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka am'fafam-po de tombony leilbe.\v 7 Satria tsika de tsy nitondra na ino na ino am'zao tontolo zao. Tsy hahavita hitondra na ino na ino tsika. \v 8 Fa kosany ôka tsika ho afa-po am'hanina sy ny fitafena. \ No newline at end of file diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index 6118ccb..d728318 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Ary reo ze te ho lasana mpanan-karena de latsaka akao agnatin'ny fakam-pagna, akao agnatin'ny fandrika. Latsaka tao agnatin'ny hadalana sy reo filàna mampidi-doza maro zareo, ary iany kô reo hafa mandetika reo ôla akao am'faharavana sy ny fandriganana. Satria fototr'reo karazan-dratsy daôly ny fitiavam-bola. Ny ôla sasagny ze magniry an'zanyy d'efa vôvily niala tam'finoana ary nanindrogna ny tegnan'jareo tam'fahorena leibe. \ No newline at end of file +\v 9 Ary reo ze te ho lasana mpanan-karena de latsaka akao agnatin'ny fakam-pagna, akao agnatin'ny fandrika. Latsaka tao agnatin'ny hadalana sy reo filàna mampidi-doza maro zareo, ary iany kô reo hafa mandetika reo ôla akao am'faharavana sy ny fandriganana. \v 10 Satria fototr'reo karazan-dratsy daôly ny fitiavam-bola. Ny ôla sasagny ze magniry an'zanyy d'efa vôvily niala tam'finoana ary nanindrogna ny tegnan'jareo tam'fahorena leibe. \ No newline at end of file