auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-11 06:31:20 +08:00 committed by root
parent 642d4ff7d5
commit b7fd69c5c6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ôka reo daôly ze akao ambany zoga ôtran'reo andevo mba hagnano ny tompony ho mendrika ny haja daôly. Izy reo de tokony hagnano an'zany mba tsy hitenenana ratsy ny agnaran'Andriamanitra sy ny fampenarana. Reo andevo ze managna tompo mino de tsy tokony hagnano ts
Ôka reo daôly ze akao ambany zoga ôtran'reo andevo mba hagnano ny tompony ho mendrika ny haja daôly. Izy reo de tokony hagnano an'zany mba tsy hitenenana ratsy ny agnaran'Andriamanitra sy ny fampenarana. Reo andevo ze managna tompo mino de tsy tokony hagnano tsinotsinona an'jareo satria mpirahalà aminazy. Fa kosany, zareo de tkony hano