From a60f8c7bf85817967d33b5f741ef881fcd79b292 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:59:58 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/15.txt | 2 +- 01/18.txt | 2 +- 02/01.txt | 2 +- 02/05.txt | 2 +- 4 files changed, 4 insertions(+), 4 deletions(-) diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index f3b1cd6..9a3dd0e 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 15 Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga taketo an-tany hamonjy reo mpanota. Za no ratsy ndrindra tam'reo. \v 16 Fa no'zany antony zany no namindrana fo taminà, mba am'alalako, ny leibe ndrindra, i Kristy Jesosy de mety hampiseho ny faretana daôly. Nagnano an'zany Izy ho ôtra ho an'reo ze magniry hatoky an'Azy ho an'ny fiaignana mandrakizay. Ary ho an'ny mpanjakan'ny taona, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Andriamanitra tokana, anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file +\v 15 Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga taketo an-tany hamonjy reo mpanota. Za no ratsy ndrindra tam'reo. \v 16 Fa no'zany antony zany no namindrana fo taminà, mba am'alalako, ny leibe ndrindra, i Kristy Jesosy de mety hampiseho ny faretana daôly. Nagnano an'zany Izy ho ôtra ho an'reo ze magniry hatoky an'Azy ho an'ny fiaignana mandrakizay. \v 17 Ary ho an'ny mpanjakan'ny taona, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Andriamanitra tokana, anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file diff --git a/01/18.txt b/01/18.txt index 410a2c1..8abc391 100644 --- a/01/18.txt +++ b/01/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Zao didy zao no ameko an'nao, Timoty, zanako, araka reo faminagnina natao momba an'nao taigny alô, fa enao de mety hiady ny ady tsara, ny fitanana ny finoana sy ny feon'ny fieritreretana tsara. Tam'fandavana an'zany, misy ny nagnano sambo vaky ny finoany. Salan'i Hymeneo sy Aleksandro, ze natolotro ho an'i Satana mba ampenarana an'jareo tsy hiteny ratsy. \ No newline at end of file +\v 18 Zao didy zao no ameko an'nao, Timoty, zanako, araka reo faminagnina natao momba an'nao taigny alô, fa enao de mety hiady ny ady tsara, \v 19 ny fitanana ny finoana sy ny feon'ny fieritreretana tsara. Tam'fandavana an'zany, misy ny nagnano sambo vaky ny finoany. \v 20 Salan'i Hymeneo sy Aleksandro, ze natolotro ho an'i Satana mba ampenarana an'jareo tsy hiteny ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index 1f3bcdf..4bdbc6e 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Vôlôny indrindra, de mampirisika za fa reo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana de natao ho an'ny ôla daôly, ho an'reo mpanjaka sy reo daôly akeo amin'ny fahefana, mba ahafantsika miaigna amin'ny fiadanana sy miaigna milamina amin'ny toe-pagna araka an'Andriamanitra sy ny fahamendrehana daôly. Izany de tsara sy azo ekena agnatrehan'Andriamanitra mpamonjintsika. Tena hovonjena daôly ny ôla daôly ary tonga amin'ny fafantarana ny marina. \ No newline at end of file +\v 1 Vôlôny indrindra, de mampirisika za fa reo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana de natao ho an'ny ôla daôly, \v 2 ho an'reo mpanjaka sy reo daôly akeo amin'ny fahefana, mba ahafantsika miaigna amin'ny fiadanana sy miaigna milamina amin'ny toe-pagna araka an'Andriamanitra sy ny fahamendrehana daôly. \v 3 Izany de tsara sy azo ekena agnatrehan'Andriamanitra mpamonjintsika.\v 4 Tena hovonjena daôly ny ôla daôly ary tonga amin'ny fafantarana ny marina. \ No newline at end of file diff --git a/02/05.txt b/02/05.txt index 25b079b..73b3497 100644 --- a/02/05.txt +++ b/02/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Raika fôgan no Andriamanitra, ary raika fôgna kô ny mpagnelagnelagna amin'Andriamanitra sy ny ôla, de Kristy Jesosy. Izy nagnome ny tegnany ho vidim-pagnavotana ho an'ny daôly, de nataony ho fijoroana vavolombelona amin'ny fotôna tokony izy. Fa noho ny amin'zany tanjona zany, za ny tegnako de natao ho mpitory sy ho Apostoly. Mikoragna ny marina za, fa tsy mandainga. Mpampianatra an'reo Jentilisa amin'ny finona ny fahamarinana za. \ No newline at end of file +\v 7 \v 6 \v 5 Raika fôgan no Andriamanitra, ary raika fôgna kô ny mpagnelagnelagna amin'Andriamanitra sy ny ôla, de Kristy Jesosy. Izy nagnome ny tegnany ho vidim-pagnavotana ho an'ny daôly, de nataony ho fijoroana vavolombelona amin'ny fotôna tokony izy. Fa noho ny amin'zany tanjona zany, za ny tegnako de natao ho mpitory sy ho Apostoly. Mikoragna ny marina za, fa tsy mandainga. Mpampianatra an'reo Jentilisa amin'ny finona ny fahamarinana za. \ No newline at end of file