auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 18:09:01 +03:00 committed by root
parent bfec4177ca
commit 924b9a0ee9
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ho an'reo mpitondrategna mbôla tanora kosa, de aza maneky ny hagnoratra an-jareo akao agnaty lisitra. Fa rafa milavo-lefona amin'ny filan'ny nofo hagnohitra an'i Kristy zareo, de te-hagnambady. Am'zany zareo de ahazo fagnamelôhana satria namadika ny fagnoloran-tegnany vôlôny. Ka de lasa zatra kamo kô zareo. M
Fa ho an'reo mpitondrategna mbôla tanora kosa, de aza maneky ny hagnoratra an-jareo akao agnaty lisitra. Fa rafa milavo-lefona amin'ny filan'ny nofo hagnohitra an'i Kristy zareo, de te-hagnambady. Am'zany zareo de ahazo fagnamelôhana satria namadika ny fagnoloran-tegnany vôlôny. Ka de lasa zatra kamo kô zareo. Mandende mitety tragno. Tsy hoe lasa kamo fôgnany zareo, fa lasa mpifosa sy mpila ady iany kô. Miteny ra ze tsy tokony ho tinenina zareo.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Noho zany de teko hagnambady reo vevavy mbôla tanora, hiteraka, hikarakara tokantragno, mbô tsy