auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 17:57:35 +03:00 committed by root
parent ed20dd923b
commit 69b556e42d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ôka reo lôholona ze magnapaka tsara mbô ho raisina ho mendri-boninatra avo roa heny, ndrindra reo ze miasa miaraka amin'ny teny sy amin'ny fampenarana. Fa ozy ny Soratra Masina hoe: "Tsy tokony hagnisy fehiny ny vavan'ny ny omby anao raha mbôla mively voa izy." ary kô: "Ny mpiasa
Ôka reo lôholona ze magnapaka tsara mbô ho raisina ho mendri-boninatra avo roa heny, ndrindra reo ze miasa miaraka amin'ny teny sy amin'ny fampenarana. Fa ozy ny Soratra Masina hoe: "Tsy tokony hagnisy fehiny ny vavan'ny ny omby anao raha mbôla mively voa izy." ary kô: "Ny mpiasa de mendrika ny karamany."

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Aza mandray fempangana magnohitra ny lôholona raika raha tsisy vavolombelona roey na telo. Ahitsio akeo agnatrehan'ny daôly reo mpagnota mbô hatatra ny ambiny hafa.