auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 07:38:17 +08:00 committed by root
parent 6c98ce699c
commit 61bac4fbf3
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, de teko ny leila mba hivavaka sy hanandra-tagnana masina tsy n'aiza n'aiza tsy amika-sosena na amin'ny fifandirana. Ary sala am'zany kô, ny vevavy mba hekanjo akanjo mendrika ny tegnany, amin'ny fahamôntinana sy ny fifehezan-tegna. Tsy tokony hirandram-bolo na akanjo la
Noho zany, de teko ny leila mba hivavaka sy hanandra-tagnana masina tsy n'aiza n'aiza tsy amika-sosena na amin'ny fifandirana. Ary sala am'zany kô, ny vevavy mba hekanjo akanjo mendrika ny tegnany, amin'ny fahamôntinana sy ny fifehezan-tegna. Tsy tokony hirandram-bolo na akanjo lafo vidy. Teko zareo mba hekanjo am'ze mety am'reo vevavy ze mampiseho ny toe-pagna araka an'Andriamanitra amin'ny asa tsara daôly.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny vevavy de tokony hianatra ami-pahanginana ary hagneiky tanteraka. Tsy avelako hampianatra ny vevavy na hampihatra fahefana amin'ny leila, fa h