auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-10 06:29:23 +08:00 committed by root
parent 54e505d1d6
commit 5d5c9cd1a8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Isôrako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampaery anà Izy, fa nataony matoky za, ary nanendry anà ho am'fanompoana Izy. Zà de mpiteny ratsy, mpagnenjika, ary lailà mahery setra. Kanefa nahazo famindram-po za satria tam'tsy fahalalana no nagnanôvako an'zany nony tsy finoana. Fa ny fasoavana'ny Tompontsika no nandrakotra tam'finoana sy fitiavana ze ao am'i Kristy Jesosy. Fa ny fahasoavan'ny Tompontsika no n
Isôrako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampaery anà Izy, fa nataony matoky za, ary nanendry anà ho am'fanompoana Izy. Zà de mpiteny ratsy, mpagnenjika, ary leilà mahery setra. Kanefa nahazo famindram-po za satria tam'tsy fahalalana no nagnanôvako an'zany nony tsy finoana. Fa ny fasoavana'ny Tompontsika no nandrakotra tam'finoana sy fitiavana ze ao am'i Kristy Jesosy.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga te