diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index 2ac5295..18ae3ac 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 Tokony hitantana tsara ny tokantragnony izy, ary reo zanany de tokony hagneky an'azy am-pangajana tanteraka. Fa raha tsy mahay mitantana ny tokan-tragnony izy, ataony akôry ny hikarakarana ny fiangonan'Andriamanitra? \ No newline at end of file +\v 4 Tokony hitantana tsara ny tokantragnony izy, ary reo zanany de tokony hagneky an'azy am-pangajana tanteraka. \v 5 Fa raha tsy mahay mitantana ny tokan-tragnony izy, ataony akôry ny hikarakarana ny fiangonan'Andriamanitra? \ No newline at end of file diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index 51ebf9c..14e515e 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 Tsy tokony ho ôla vô niova fo izy, mbô tsy hiendaendany ka ho lavo amin'ny fanamelohana salan'ny devoly. Izy iany kô de tsy maintsy tsara laza am'reo ôla aigny avelany, mbô tsy ho lavo agnaty fafam-baraka sy ny fandriky ny devoly. \ No newline at end of file +\v 6 Tsy tokony ho ôla vô niova fo izy, mbô tsy hiendaendany ka ho lavo amin'ny fanamelohana salan'ny devoly. \v 7 Izy iany kô de tsy maintsy tsara laza am'reo ôla aigny avelany, mbô tsy ho lavo agnaty fafam-baraka sy ny fandriky ny devoly. \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index 0cf85e6..5583ee6 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 Reo Diakona, ôtran'zany iany kô, de tokony ho mendrika. Zareo de tsy tokony hisotro divay betsaka lôtra na tsy mahalala onona ara-tsakafo. Tokony hitana ny fahamarinan'ny finoana nambara miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio. Zareo iany kô de tokony ho sedraina melô, avekeo de tokony nagnompo satria tsy managn-tsigny zareo. \ No newline at end of file +\v 8 Reo Diakona, ôtran'zany iany kô, de tokony ho mendrika. Zareo de tsy tokony hisotro divay betsaka lôtra na tsy mahalala onona ara-tsakafo. \v 9 Tokony hitana ny fahamarinan'ny finoana nambara miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio. \v 10 Zareo iany kô de tokony ho sedraina melô, avekeo de tokony nagnompo satria tsy managn-tsigny zareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/11.txt b/03/11.txt index dc3e9ad..acb1329 100644 --- a/03/11.txt +++ b/03/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Reo vevavy iany kô de tokony ho mendrika salan'zany. Tsy tokony ho mpanendrikendrika zareo. Tokony hahay handanjalanja ary mahatoky amin'ny ra daôly. Reo Diakona de tokony hanambady tokana. Tsy maintsy mitantana tsara reo zagnany sy ny tokantragnony zareo. Fa reo ze nagnompo tsara de handray laza tsara sy fahatokisana lehibe amin'ny finoana ho an'ny tegnan-jareo ze akao amin'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 11 Reo vevavy iany kô de tokony ho mendrika salan'zany. Tsy tokony ho mpanendrikendrika zareo. Tokony hahay handanjalanja ary mahatoky amin'ny ra daôly. \v 12 Reo Diakona de tokony hanambady tokana. Tsy maintsy mitantana tsara reo zagnany sy ny tokantragnony zareo. \v 13 Fa reo ze nagnompo tsara de handray laza tsara sy fahatokisana lehibe amin'ny finoana ho an'ny tegnan-jareo ze akao amin'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index 2024d63..33d00bf 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Manoratra reto ra reto aminao za, ary magnantegna ny ho avy tsy ho ela akaigny aminao za. Fa raha tara za, de manoratra mbô hafantaranareo ny fitondrantegna akao amin'ny tokantragnon'Andriamanitra, ze fiangonan'Andriamanitra velona, le vato fehizoro sy fitoeran'ny fahamarinana. \ No newline at end of file +\v 14 Manoratra reto ra reto aminao za, ary magnantegna ny ho avy tsy ho ela akaigny aminao za. \v 15 Fa raha tara za, de manoratra mbô hafantaranareo ny fitondrantegna akao amin'ny tokantragnon'Andriamanitra, ze fiangonan'Andriamanitra velona, le vato fehizoro sy fitoeran'ny fahamarinana. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 182549c..ea2c7b7 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -56,6 +56,11 @@ "02-13", "03-title", "03-01", + "03-04", + "03-06", + "03-08", + "03-11", + "03-14", "03-16", "04-01", "04-03",