auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 15:08:36 +03:00 committed by root
parent 450d45bfa8
commit 2d51a358df
11 changed files with 11 additions and 0 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v 2 Aza mibedibedy ny lahy antitra. Fa kosa, anaro ôtran'ny ray izy. Anaro ôtran'ny rahalà reo leila tanora. Anaro salan'ny reny reo vavy antitra, ary reo vevavy tanora ôtran'ny anabavy akao amin'ny fahadiovana daôly.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 Magnajà an'reo mpitondrategna, reo tegna mpitondrategna. Fa raha manan-janaka na zafikely ny mpitondrategna raika, de avelao zareo alô hianatra hampiseho fagnajana akao amin'ny tokantragnony. Ôka zareo hamaly babena reo ray aman-dreniny, satria ankasitrahan'Andriamanitra zany.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 \v 6 Fa ny tegna mpitondrategna de navela ho rerika. Mametraka ny fitokoany amin'Andriamanitra izy. Mijagnona hatraigny am'reo fangatahana sy vavaka magnalin'andro. Na zany aza, ny vevavy ze miaigna ho an'ny fafinaretana de maty, na de mbôla velona aza izy.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 \v 8 Torio zany ra zany mbô tsy anagnan-jareo tsigny. Fa raha misy ôla tsy magnome ho an'reo havany ankeky, ndrindra ho an'reo ze akao amin'ny ankohonany, de nandà ny finoana izy ary tsy lavitra noho ny tsy mpino.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 Ôka hosoratana ho mpitondrategna ny vevavy ze tsy latsaky ny enimpolo taona, vevavy raika ze vadin'ny leila raika. Tokony ho fantatra noho reo asa tsara izy, na nikarakara reo ankizy, na iany kô nampetragno an'reo mpivahiny, na nagnasa ny tongotr'reo mpino, na nagnamaivagna ny ory, na nagnolo-tegna tamin'ny asa tsara daôly.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Fa ho an'reo mpitondrategna mbôla tanora kosa, de aza maneky ny hagnoratra an-jareo akao agnaty lisitra. Fa rafa milavo-lefona amin'ny filan'ny nofo hagnohitra an'i Kristy zareo, de te-hagnambady. Am'zany zareo de ahazo fagnamelôhana satria namadika ny fagnoloran-tegnany vôlôny. Ka de lasa zatra kamo kô zareo. Mandende mitety tragno. Tsy hoe lasa kamo fôgnany zareo, fa lasa mpifosa sy mpila ady iany kô. Miteny ra ze tsy tokony ho tinenina zareo.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Noho zany de teko hagnambady reo vevavy mbôla tanora, hiteraka, hikarakara tokantragno, mbô tsy afahany magnome irika ny favalo hiampanga an'nay ho nagnano ratsy. Fa ny sasagny efa nivily sahady hagnaraka an'i Satana. Raha misy vevavy mino managna mpitondrategna, ôka izy hagnampy an-jareo, mbô tsy hagnavesatra ny fiangonana, mbô afahany magnampy reo tegna mpitondrategna marina.

1
05/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v 18 Ôka reo lôholona ze magnapaka tsara mbô ho raisina ho mendri-boninatra avo roa heny, ndrindra reo ze miasa miaraka amin'ny teny sy amin'ny fampenarana. Fa ozy ny Soratra Masina hoe: "Tsy tokony hagnisy fehiny ny vavan'ny ny omby anao raha mbôla mively voa izy." ary kô: "Ny mpiasa de mendrika ny karamany."

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 \v 20 Aza mandray fempangana magnohitra ny lôholona raika raha tsisy vavolombelona roey na telo. Ahitsio akeo agnatrehan'ny daôly reo mpagnota mbô hatatra ny ambiny hafa.

1
05/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 \v 22 Mandidy an'nao mafy za akeo agnatrehan'Andriamanitra sy akeo agnatrehan'i Kristy Jesosyary reo anjely vôfidy, mbô hitazonanao an'reo didy reo tsisy fitsaratsarana ary mbô tsy hagnanôvanao na ino na ino amin'ny fiandaniana. Aza maimaika mametra-tagnana amin'iza n'iza. Aza mirao akao amin'ny fahotan'ny ôlon-kafa. Tokony hitàna ny tegnanao hadio anao.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Tokony tsy hisotro rano tsony anao. Fa kosa, tokony handray divay kely anao ho an'ny vavony sy reo aretinao mateti-pitranga. Ny fahotan'reo ôla sasagny de fantatra miharihary, ary zareo de mande alôhan'reo akao amin'ny fitsarana. Fa ny ota sasagny magnaraka avy aty afara. Ôtran'zany fôgna kô, misy asa tsara fantatra miharihary, saingy reo sasagny aza de tsy azo asitrika.