From 0ffdaf663c857b06253fc1ccf4a309b4e2a9c2f7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Fri, 22 May 2020 07:30:57 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 04/01.txt | 1 + 04/title.txt | 1 + 06/01.txt | 2 +- 06/03.txt | 2 +- 06/06.txt | 2 +- 06/09.txt | 2 +- 06/11.txt | 2 +- 06/13.txt | 2 +- 06/15.txt | 2 +- 9 files changed, 9 insertions(+), 7 deletions(-) create mode 100644 04/01.txt create mode 100644 04/title.txt diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt new file mode 100644 index 0000000..0018173 --- /dev/null +++ b/04/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +Am'zao fotôna zao de mitare mazavatsara ny Fagna fa amin'ny fotôna aigny afara aigny de hiala amin'ny finôna ny ôla sasagny ary mitandrema tsara am'reo fagna mamai \ No newline at end of file diff --git a/04/title.txt b/04/title.txt new file mode 100644 index 0000000..db388dc --- /dev/null +++ b/04/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 4 \ No newline at end of file diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index a2a800f..fd00c77 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ôka reo daôly ze akao ambany zoga ôtran'reo andevo mba hagnano ny tompony ho mendrika ny haja daôly. Izy reo de tokony hagnano an'zany mba tsy hitenenana ratsy ny agnaran'Andriamanitra sy ny fampenarana. Reo andevo ze managna tompo mino de tsy tokony hagnano tsinotsinona an'jareo satria mpirahalà aminazy. Fa kosany, zareo de tokony hanompo an'reo hatraigny amin'ny farany. Fa reo tompo ze nampena tamin'ny asan'jareo de mpino sady tiavina. Ampenaro ary ambarao re ra reo. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Ôka reo daôly ze akao ambany zoga ôtran'reo andevo mba hagnano ny tompony ho mendrika ny haja daôly. Izy reo de tokony hagnano an'zany mba tsy hitenenana ratsy ny agnaran'Andriamanitra sy ny fampenarana. Reo andevo ze managna tompo mino de tsy tokony hagnano tsinotsinona an'jareo satria mpirahalà aminazy. Fa kosany, zareo de tokony hanompo an'reo hatraigny amin'ny farany. Fa reo tompo ze nampena tamin'ny asan'jareo de mpino sady tiavina. Ampenaro ary ambarao re ra reo. \ No newline at end of file diff --git a/06/03.txt b/06/03.txt index d8ed05e..46374c7 100644 --- a/06/03.txt +++ b/06/03.txt @@ -1 +1 @@ -Hevero fa ny ôla de mampianatra am'fomba hafa ary tsy magneky ny fagnatorontsika ara-pinoana, ze tenin'i Jesosy Kristy Tompontsika. Hevero fa zareo de tsy magneky ny fampenarana ze mitondra aigny am'toetra araka an'Andriamanitra. Zany ôla zany de mirehareha ary tsy mahalala na ino na ino. Fa kosany, izy de adalan'reo adihevitra sy reo fandresen-datra momba an'reo teny. Iregny teny regny de miteraka felonana, fanevatevana, ahiahy ratsy, ary ny fifandonana akeo am'reo ôla maloto fisainana. Miala am'marina izy reo. Mevitra izy fa ny toetra araka an'Andriamanitra no fomba ahatongavana ho mpanan-karena. (Fagnamarihana: Ny fandikana talô sasagny de magnampy hoe: "Miala am'ra salan'zany." Fa ny fandikana talô tsara indrindra de tsy magnampy an'zany.) \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Hevero fa ny ôla de mampianatra am'fomba hafa ary tsy magneky ny fagnatorontsika ara-pinoana, ze tenin'i Jesosy Kristy Tompontsika. Hevero fa zareo de tsy magneky ny fampenarana ze mitondra aigny am'toetra araka an'Andriamanitra. Zany ôla zany de mirehareha ary tsy mahalala na ino na ino. Fa kosany, izy de adalan'reo adihevitra sy reo fandresen-datra momba an'reo teny. Iregny teny regny de miteraka felonana, fanevatevana, ahiahy ratsy, ary ny fifandonana akeo am'reo ôla maloto fisainana. Miala am'marina izy reo. Mevitra izy fa ny toetra araka an'Andriamanitra no fomba ahatongavana ho mpanan-karena. (Fagnamarihana: Ny fandikana talô sasagny de magnampy hoe: "Miala am'ra salan'zany." Fa ny fandikana talô tsara indrindra de tsy magnampy an'zany.) \ No newline at end of file diff --git a/06/06.txt b/06/06.txt index a998f6d..a033d50 100644 --- a/06/06.txt +++ b/06/06.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka am'fafam-po de tombony leilbe. Satria tsika de tsy nitondra na ino na ino am'zao tontolo zao. Tsy hahavita hitondra na ino na ino tsika. Fa kosany ôka tsika ho afa-po am'hanina sy ny fitafena. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 \v 8 Ary ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka am'fafam-po de tombony leilbe. Satria tsika de tsy nitondra na ino na ino am'zao tontolo zao. Tsy hahavita hitondra na ino na ino tsika. Fa kosany ôka tsika ho afa-po am'hanina sy ny fitafena. \ No newline at end of file diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index 092fcba..6118ccb 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ary reo ze te ho lasana mpanan-karena de latsaka akao agnatin'ny fakam-pagna, akao agnatin'ny fandrika. Latsaka tao agnatin'ny hadalana sy reo filàna mampidi-doza maro zareo, ary iany kô reo hafa mandetika reo ôla akao am'faharavana sy ny fandriganana. Satria fototr'reo karazan-dratsy daôly ny fitiavam-bola. Ny ôla sasagny ze magniry an'zanyy d'efa vôvily niala tam'finoana ary nanindrogna ny tegnan'jareo tam'fahorena leibe. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 Ary reo ze te ho lasana mpanan-karena de latsaka akao agnatin'ny fakam-pagna, akao agnatin'ny fandrika. Latsaka tao agnatin'ny hadalana sy reo filàna mampidi-doza maro zareo, ary iany kô reo hafa mandetika reo ôla akao am'faharavana sy ny fandriganana. Satria fototr'reo karazan-dratsy daôly ny fitiavam-bola. Ny ôla sasagny ze magniry an'zanyy d'efa vôvily niala tam'finoana ary nanindrogna ny tegnan'jareo tam'fahorena leibe. \ No newline at end of file diff --git a/06/11.txt b/06/11.txt index e967d9e..82cf0b0 100644 --- a/06/11.txt +++ b/06/11.txt @@ -1 +1 @@ -Fa enao, ry leilan'Andriamanitra, milifasa an'reo ra reo. Mezàha mikaraka ny famarinana, ny toetra araka an'Andriamanitra, ny fatokisana, ny fitiavana, ny faretana ary ny hatsaram-pagna. Miade ny ady tsaran'ny finoana. Tano ny fiaignana madrakizay fa ho am'zany no netsovana an'nao. Zany de momba ny nijorônao vavolombelona ny am'ze inoanao takeo agnatrehan'reo vavolombelona maro tam'ze tsara. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Fa enao, ry leilan'Andriamanitra, milifasa an'reo ra reo. Mezàha mikaraka ny famarinana, ny toetra araka an'Andriamanitra, ny fatokisana, ny fitiavana, ny faretana ary ny hatsaram-pagna. Miade ny ady tsaran'ny finoana. Tano ny fiaignana madrakizay fa ho am'zany no netsovana an'nao. Zany de momba ny nijorônao vavolombelona ny am'ze inoanao takeo agnatrehan'reo vavolombelona maro tam'ze tsara. \ No newline at end of file diff --git a/06/13.txt b/06/13.txt index 7d3787e..e2fe19f 100644 --- a/06/13.txt +++ b/06/13.txt @@ -1 +1 @@ -Za de magnome an'nao zany didy zany aketo agnatren'Andriamanitra, ze natonga ny ra daôly ho velona, ary akeo agnatrehan'i Kristy Jesosy, ze nilaza ny marina teo agnatren'i Pontio Pilato hoe: Tahirizo tsara ny didy, tsy manan-tsiny, mandra-pisehon'ny Tompontsika Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 Za de magnome an'nao zany didy zany aketo agnatren'Andriamanitra, ze natonga ny ra daôly ho velona, ary akeo agnatrehan'i Kristy Jesosy, ze nilaza ny marina teo agnatren'i Pontio Pilato hoe: Tahirizo tsara ny didy, tsy manan-tsiny, mandra-pisehon'ny Tompontsika Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/06/15.txt b/06/15.txt index 7b708a8..f0ccf11 100644 --- a/06/15.txt +++ b/06/15.txt @@ -1 +1 @@ -Andriamanitra de maneho ny fisehoany am'fotôna tokony ho izy - Andriamanitra, le raika ze notahina, le Mpanjaka ze manjaka, ary le Tompo ze manapaka. Izy reo iany no managna ny tsy fafatesana ary mipetraka akeo am'hazavana tsy azo hagnatognana. Tsisy olombelona mahita an'azy ny afaka mijery an'Azy. Ho an'azy anieo ny voninahitra sy ny hery mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Andriamanitra de maneho ny fisehoany am'fotôna tokony ho izy - Andriamanitra, le raika ze notahina, le Mpanjaka ze manjaka, ary le Tompo ze manapaka. Izy reo iany no managna ny tsy fafatesana ary mipetraka akeo am'hazavana tsy azo hagnatognana. Tsisy olombelona mahita an'azy ny afaka mijery an'Azy. Ho an'azy anieo ny voninahitra sy ny hery mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file