diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index e59077b..78fb471 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga taketo an-tany hamonjy reo mpanota. Za no ratsy ndrindra tam'reo. Fa no'zany antony zany no namindrana fo taminà, mba am'alalako, ny leibe ndrindra, i Kristy Jesosy de mety hampiseho ny faretana daôly. Nagnano an'zany Izy ho ôtra ho an'reo ze magniry hatoky an'Azy ho an'ny fiaignana mandrakizay. Ary ho an'ny mpanjakan'ny taona, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Andriamanitra tokana, anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 \v 17 Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga taketo an-tany hamonjy reo mpanota. Za no ratsy ndrindra tam'reo. Fa no'zany antony zany no namindrana fo taminà, mba am'alalako, ny leibe ndrindra, i Kristy Jesosy de mety hampiseho ny faretana daôly. Nagnano an'zany Izy ho ôtra ho an'reo ze magniry hatoky an'Azy ho an'ny fiaignana mandrakizay. Ary ho an'ny mpanjakan'ny taona, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Andriamanitra tokana, anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt new file mode 100644 index 0000000..050af05 --- /dev/null +++ b/02/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +Vôlôny indrindra, de mampirisika za fa reo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana de natao ho an'ny ôla daôly, ho an'reo mpanjaka sy reo daôly akeo amin'ny fahefana, mba ahafantsika miaigna amin'ny fiadanana sy miaigna \ No newline at end of file diff --git a/02/title.txt b/02/title.txt new file mode 100644 index 0000000..28c372f --- /dev/null +++ b/02/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 2 \ No newline at end of file diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 811a618..9c46aef 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -Am'zao fotôna zao de mitare mazavatsara ny Fagna fa amin'ny fotôna aigny afara aigny de hiala amin'ny finôna ny ôla sasagny ary mitandrema tsara am'reo fagna mamitaka sa ny fampenaran'ny demonia, amin'ny fetsarambelatsin'ny mpandainga. Fa vômarika amin'ny vy mamay ny feon'ny feritreretan'jareo. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Am'zao fotôna zao de mitare mazavatsara ny Fagna fa amin'ny fotôna aigny afara aigny de hiala amin'ny finôna ny ôla sasagny ary mitandrema tsara am'reo fagna mamitaka sa ny fampenaran'ny demonia, amin'ny fetsarambelatsin'ny mpandainga. Fa vômarika amin'ny vy mamay ny feon'ny feritreretan'jareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index 0f8965c..5fbc256 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. Fa namasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka zany. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. Fa namasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka zany. \ No newline at end of file diff --git a/04/06.txt b/04/06.txt index faf2826..7813df4 100644 --- a/04/06.txt +++ b/04/06.txt @@ -1 +1 @@ -Raha apetrakareo akeo agnolôn'reo rahalà reo ra reo, de ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy anareo. Fa notazaina tam'reo tenin'ny finôna sy tamin'ny fampenarana tsara ze narahinareo anareo. Fa ialao ny angano tantarain'ny anti-bavy. Fa kosany, tariho hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny tegnanareo. Fa ny vatagna ampesaina de kely fogna no azo ampesana an'azy, kanefa fampiasa amin'ra daôly ny toetra araka an'Andriamanitra. Tano ny fampanantenana am'ty fiaignana zao ty sy ny fiaignana ho avy. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 \v 8 Raha apetrakareo akeo agnolôn'reo rahalà reo ra reo, de ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy anareo. Fa notazaina tam'reo tenin'ny finôna sy tamin'ny fampenarana tsara ze narahinareo anareo. Fa ialao ny angano tantarain'ny anti-bavy. Fa kosany, tariho hagnome voninahitra an'Andriamanitra ny tegnanareo. Fa ny vatagna ampesaina de kely fogna no azo ampesana an'azy, kanefa fampiasa amin'ra daôly ny toetra araka an'Andriamanitra. Tano ny fampanantenana am'ty fiaignana zao ty sy ny fiaignana ho avy. \ No newline at end of file diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index 3d3672b..22ec038 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ty hafatra ty mendri-pitokisana sy mendrika ny fafenon'ny fanekena. Fa no zany de hitologna sy hiasa mafy tsika. Fa matoky akao amin'Andriamanitra velona tsika, ze Mpamonjy ny ôla daôly, ndrindra reo ze mino. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 Ty hafatra ty mendri-pitokisana sy mendrika ny fafenon'ny fanekena. Fa no zany de hitologna sy hiasa mafy tsika. Fa matoky akao amin'Andriamanitra velona tsika, ze Mpamonjy ny ôla daôly, ndrindra reo ze mino. \ No newline at end of file diff --git a/04/11.txt b/04/11.txt index 6f38c85..c336f1c 100644 --- a/04/11.txt +++ b/04/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ambarao sy ampenaro reo ra reo. Aoka tsy hisy hagnano tsinontsinona ny fatanoranao. Fa kosany, aoka ho fitaratra ho an'reo ze mino, amin'ny fiteny, fitondran-tegna, fitiavana, ary fahadiovana. Mandra-peveko, tohizo ny famakiana, ny fagnanarana, sy ny fampenarana. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 \v 13 Ambarao sy ampenaro reo ra reo. Aoka tsy hisy hagnano tsinontsinona ny fatanoranao. Fa kosany, aoka ho fitaratra ho an'reo ze mino, amin'ny fiteny, fitondran-tegna, fitiavana, ary fahadiovana. Mandra-peveko, tohizo ny famakiana, ny fagnanarana, sy ny fampenarana. \ No newline at end of file diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt index b45a91f..9a3a053 100644 --- a/04/14.txt +++ b/04/14.txt @@ -1 +1 @@ -Aza atao tsinotsinona ny fagnomezam-pasoavana ze akao aminao, ze namena an'nao tamin'ny alalan'ny faminagnina, niaraka tamin'ny fametran-tagnan'reo loholona. Aza atao antsirambina regny ra regny. Ikeso ny ho akao am'jareo, de mba hitan'ny ôla daôly ny fandrosônao. Tandremo tsara ny tegnanao sy ny fampenarana. Tohizo iregny ra regny. Fa raha magnano salan'zany de ho nonjenao ny tegnanao sy reo ze mitaino an'nao. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 Aza atao tsinotsinona ny fagnomezam-pasoavana ze akao aminao, ze namena an'nao tamin'ny alalan'ny faminagnina, niaraka tamin'ny fametran-tagnan'reo loholona. Aza atao antsirambina regny ra regny. Ikeso ny ho akao am'jareo, de mba hitan'ny ôla daôly ny fandrosônao. Tandremo tsara ny tegnanao sy ny fampenarana. Tohizo iregny ra regny. Fa raha magnano salan'zany de ho nonjenao ny tegnanao sy reo ze mitaino an'nao. \ No newline at end of file