plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/02/01.txt

1 line
475 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-28 09:00:37 +00:00
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Vôlôny indrindra, de mampirisika za fa reo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana de natao ho an'ny ôla daôly, ho an'reo mpanjaka sy reo daôly akeo amin'ny fahefana, mba ahafantsika miaigna amin'ny fiadanana sy miaigna milamina amin'ny toe-pagna araka an'Andriamanitra sy ny fahamendrehana daôly. Izany de tsara sy azo ekena agnatrehan'Andriamanitra mpamonjintsika. Tena hovonjena daôly ny ôla daôly ary tonga amin'ny fafantarana ny marina.