2020-06-08 15:54:18 +00:00
|
|
|
\v 8 Reo Diakona, ôtran'zany iany kô, de tokony ho mendrika. Zareo de tsy tokony hisotro divay betsaka lôtra na tsy mahalala onona ara-tsakafo. \v 9 Tokony hitana ny fahamarinan'ny finoana nambara miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio. \v 10 Zareo iany kô de tokony ho sedraina melô, avekeo de tokony nagnompo satria tsy managn-tsigny zareo.
|