plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/05/25.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 25 Ry ralà, mivavaha ihany kô ho an'nay.\v 26 Arabao amin'ny fagnorohana masina ny ralà daôly.\v 27 Mangataka aminareo amin'ny Tompo za mba ho vakina amin'ny ralà daôly ty taratasy ty.\v 28 Ho aminareo ane ny fasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.