plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/05/23.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 23 Andriamanitry ny fiadanana ane hampamasina anao tanteraka. Ôka ny fagnanareo magnotolo, ny aigna, ary ny vatagna de hotahirizina tsy hanan-tsigny ho amin'ny fatongavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.\v 24 Matokia izy le miantso an'nao, le raika ze hagnano zany iany kô.