plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/05/15.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 15 Indro tsisy ôla mamaly ratsy ny ratsy na amin'iza na iza. Fa kosa, mikarà ze tsara ho an'ny tsiraikaraika sy ho an'ny daôly.\v 16 Mifale mandrakariva. \v 17 Aza mitsatra mivavaka.\v 18 Misaora amin'ny ra daôly. Fa zany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy ho an'nareo.