plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/05/12.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 12 Mangataka aminareo zahay, ry ralà, mba agnikenareo ze misasatra aminareo sy mitondra anareo amin'ny Tompo ary ze magnanatra anareo.\v 13 Mangataka anareo ihany kô zahay mba hagnaja an'jareo am-pitiavana noho ny asan-jareo. Mihavàgna amin'ny tegnanareo. \v 14 Magnanatra an'nareo zay, ry ralà: mampitandrema ny fikorontagnana, ampaherezo reo kivy, ampeo reo malemy, mahareta amin'ny daôly.