plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/05/04.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 4 Fa anareo, ry ralà, de tsy akao agnatin'ny aizigna ka hatakatra anareo tampoka ôtran'ny mpangalatra ny andro. \v 5 Fa anareo daôly de zanaky ny mazava sy zanaky ny andro. Tsy zanaky ny alina tsika na zanaky ny aizigna.\v 6 No zany, ndeha tsika tsy atory ôtran'ny fataon'ny ambiry.\v 7 Fa kosa, ôka tsika iambina sy ahonon-tena. Fa reo ze matory de magnano an'zany amin'ny alina, ary reo ze mamo de magnano an'zany kô amin'ny alina.