1 line
426 B
Plaintext
1 line
426 B
Plaintext
\v 1 Amizao fotôna zao mikasika ireo fotôna sy reo vanim-potôna, ry ralà, tsy mila na ino na ino vôsoratra ho anareo nareo.\v 2 Fa anareo tegnanareo mafantatra tsara ny andron'ny Tompo de ho avy ôtran'ny mpangalatra amin'ny alina. \v 3 Rafa miteny zareo, "Miadana sy milamina," de fapotena tampoka no ho avy amin-jareo. Ho ôtran'ny fararen'ny vevavy mitondra ivagna rafa miteraka zany. Tsy ho afaka milefa mitsy zareo. |