plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/04/16.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 16 Fa ny tegnan'ny Tompo no hidigna avy agny an-danitra. Ho avy miaraka amin'ny feo avy Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, ary miaraka amin'ny trompetran'Andriamanitra, ary ny maty akao amin'i Kristy no hitsangana vôlôny.\v 17Avy akeo tsika ze velona, ze sisa tavela,hiaraka hiakatra amin'jareo egny amin'ny rôndro ka hiaogna amin'ny Tompo egny amin'ny habakabaka. Amin'zany de hiaraka amin'ny Tompo mandrakariva tsika.\v 18No zany, mifankaereza amin'reo teny reo.