plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/04/13.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 13Fa tsy tenay ho fantatrareo, ry ralà, ny momba reo ze efa maty, mba tsy hampalaelo anareo ôtran'reo ambiny ze managna antoka ny amin'ny ho avy.\v 14Fa ra mino tsika fa Jesosy de maty ary nitsangana ndre, de ôtran'zany kô no hitondran'Andriamanitra miaraka amin'i Jesosy reo ze efa maty takao aminy.\v 15Fa zao no taraviny aminareo tamin'ny tenin'Tompo, fa isika ze velona, ze sisa tavela amin'ny fahatongavan'ny Tompo, de tsy hialô tokô reo ze maty.